Related items
Showing items related by metadata.
-
Book (series)Technical reportBoky Toro Lalana Hoan’ny Mpitran- Draka Drakaka Anaty Ala-Honko Scylla serrata 2013Ny fandaharan’asa SMARTFISH, izay mahasahana ny faritra andrefan’ny ranomasimbe indianina dia manohana ny fampandrosoana maharitra ny sehatra fitrandrahana hazandrano, ao anatin’izany ny fifanakalozana traikefa eo amin’ny firenena mpikambana ao aminy. Nametraka soso-kevitra tamin’ny fandaharan’asa SMARTFISH ny fanjakana Malagasy ny mba hampidirana ny seha-pitrandrahana nenti-paharazana, anisan’izany ny momban’ny drakaka monina anaty ala-honko (Scylla serrata). Ny fandaharan’asa amin’io sehatra i o dia efa nanomboka tamin’ny volana Novambra 2011. Ny tomban’ezaka ary ny fanadihadiana momba izany dia nahafahana nametraka toromarika maromaro. Ny lehibe indrindra amin’izany dia ny fanenàna ny taha-pahafatesan’ny drakaka avy nofandrihana ho iray ampaha-telon’ny vokatra ho amin’ny roa na telo taona manaraka. Fehikevitra nivoaka tao Antananarivo tamin’ny volana Marsa 2012. Efa maro ireo ezaka natao miaraka amin’ireo mpandraharaha eo amin’io seha-pamokarana io mba hanenàna ny tahapahafatesana (m pajono, mpanangombokatra, mpivarotra, mpanondrana any ivelany). Ity boky kely ity dia natao ho fampianarana ny lafiny ara-teknika sy ny fomba fiasa andavanandro mba hanenàna ny tahan’ny drakaka maty. Ny fanentanana dia hamafisina amin’ny alàlan’ny sary mihetsika, radio, fisikina na lambaoany. Ity boky kely ity dia natao indrindra ho an’ny mpandraharaha sy mpikirakira drakaka, ny teknisiana, sampandraharaham-panjakana misahana ny jono, fikambanana tsy miankina manao hetsika eo amin’ny sehatry ny jono nentipaharazana sy ny fiarovana ny tontolo iainana indrindra eny amin’ny faritra misy ala-honko. Ity boky ity dia natao ho afaka ampiasain’ireo mpitrandraka drakaka tsy mahay mamaky teny, satria afaka manaraka ny torolàlana amin’ny alalan’ny sary izy ireo .
-
No Thumbnail AvailableBook (series)Technical studyProceedings of the symposium on post-harvest fish technology / Compte rendu du Colloque sur la technologie du poisson après capture 1992
Also available in:
No results found.A Symposium on Post-Harvest Fish Technology was held on 21 and 22 October 1990 in Cairo, Egypt, in conjunction with the Eighth Session of the Committee for Inland Fisheries of Africa (CIFA). The Symposium reviewed the present state of post-harvest fish technology with special reference to inland fisheries in Africa which are generally traditional, small-scale fisheries. It also reviewed the possibilities and constraints with regard to improving the role of the inland fisheries post-harvest secto r in generating income and in providing food. Review papers are included on the kinds and levels of post-harvest losses, on traditional and modern post-harvest technologies, on the present and potential role of inland fish in income generation and in food consumption. Papers also include country overviews and specific topics such as utilization of certain species, packaging, marketing and credit. -
Users also downloaded
Showing related downloaded files
No results found.